NAMANGY NY TOBIM-PIKAROHAM-PARITRY NY FOFIFA TOLIARY NY TALE JENERALY
Namangy ny tobim-pikarohan’ny faritra Atsimo Andrefana an’ny FOFIFA ao Toliary ny Tale Jeneraly, Dr RAZAFINDRAKOTO Fanoina Ny Riana sy ireo delegasiona niaraka taminy 壯陽藥ny zoma 07 Jona teo.
Tamin’izany no niezahany namantatra ireo zava-misy ifotony momba io tobim-pikaroham-paritra io, na ny mahakasika ireo fotodrafitrasa na ny mahakasika ireo mpiasa ao an-toerana. Voaresaka tamin’izany koa ny momba ireo mety hameloma-maso ny CRR Toliary 犀利士
sy ny fijerena sahady izay mety ho fiaraha-miasa amin’ireo mpiara-miombonantoka toa ny Kansas University avy any Etazonia.
sy ny fijerena sahady izay mety ho fiaraha-miasa amin’ireo mpiara-miombonantoka toa ny Kansas University avy any Etazonia.