Nisy fankalazana isam-paritra ny faha-50 taonany FOFIFA, ny 12-13 Jolay 2024 tao amin’ny Ivontoerana Fikarohana Avaratra Andrefan’i Madagasikara, Distrikan’i Mahajanga, Faritra Boeny. Toerana fahatelo taorian’Ambatondrazaka sy Kianjasoa ny nankalazana ny Jobily volamenan’ny FOFIFA tany …
![](https://www.fofifa.mg/wp-content/uploads/2024/07/IMG_9868-450x300.jpg)