壯陽藥
uto »>Vary MANGAFOTOTRA niarahana tamin’ny Tetikasa DEFIS, nampiharana ny teknika PAPRIZ

ong>Ambatolahy, CR Soavina, Ambondromisotra, Faritra Amoron’i Mania.
壯陽藥
6k92a »>
Nihaona tamin’ireo mpikambana SAHA SEKOLY V壯陽藥
ARY AN-DRANO sy mpamokatra masomboly VARY MANGAFOTOTRA/FOFIFA ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana, Andriamatoa RATOHIARIJAONA Suzelin sy ireo delegasiona notarihiny, notronin’ny Tale Jeneralin’ny FOFIFA, Dr. RAZAFINDRAKOTO Ny Riana, ny 11 mey 2024, tao Ambatolahy, CR Soavina, Ambondromisotra, Faritra Amoron’i Mania.

et/images/emoji.php/v9/t33/1/16/2705.png » alt= »✅ » width= »16″ height= »16″> Fotoana nahafahana niresaka sy nihaino ny hetahetan’ireo tantsaha mpamokatra vary, mpikambana eo anivon’ny saha sekoly.
Tokantrano miisa 25 eo ho eo ireo mpamokatra vary mangafototra, mpisitraka nahazo tohana avy amin’ny Fandaharanasa DEFIS.

on’ny fisian’ny fotodrafitrasa sy tohana ara-teknika nentin’ny Fandaharanasa DEFIS. Manamafy izany ny fisian’ny tohodrano ao Antsosa izay manondraka Velaran-tany 75ha. Maharaka tsara ny rano ho an’ireo mpamboly vary ao an-toerana araky ny resadresaka nifanaovana.
壯陽藥
lass= »x11i5rnm xat24cr x1mh8g0r x1vvkbs xtlvy1s x126k92a »>
犀利士
/v9/t51/1/16/1f449.png » alt= »👉 » width= »16″ height= »16″>Nanambara Andriamatoa Ministra fa efa voafehy araka izany ny teknikam-pamokarana koa namporisika izy ny hizaran’ireo mpisitraka traikefa amin’ny namana. Hojerena hatrany hoy izy ny fomba hanatanterahana ny hetahetan’ireo tantsaha amin’ny fanatsarana sy fampitomboana ny famokarana.