FITSIDIHAN’NY TALE JENERALIN’NY FOFIFA, Pr. LEONG POCK TSY Jean Michel NY ASA FIKAROHANA ANY ALAOTRA

Tao aorian’ny naha-voatendry azy ho Tale Jeneralin’ny FOFIFA dia nanatanteraka fitsidihana ny tobim-pikarohan’ny FOFIFA tao Ambohitsilaozana (CALA) sy ny toera-pamokarana masomboly tanterahin’ny mpikaroky ny FOFIFA ao Anosiboribory ny tenany.

Nampiavaka ity fandalovany ity ny fihainoana ny hetahetan’ireo mpiasa any an-toerana sy ny fametrahany mazava ny andraikitry ny lehiben’ny tobim-pika犀利士
rohana ao CALA amin’ny maha-solontenan’ny Tale Jeneraly azy any an-toerana.

Tsapa tao anatin’izany fitsidihana fandrosoan’ireo asa fikarohana tanterahina any amin’ny faritr’Alaotra: Vary, Katsaka, tsaramaso, voanjo, sy ny sisa

Marihina moa fa tao amin’ity tobim-pikarohana ity no nanamboarana ny karazam-bar犀利士
y antsoina hoe « Tsemaka » izay tena mahasolo ny Makalioka amin’izao fiovaovan’ny toetrandro izao

Rédigé par

FOFIFA CENRADERU

Centre National de Recherche pour le Développement Rural à Madagascar