Tonga marobe nanatanteraka ny fambolen-kazon’ny Ministeran’ny Fambolena sy Fiompiana teny Soavinimerina –  kaominina ambanivohitry Mahitsy, distrikan’i Ambohidratrimo, faritra Analamanga ny zoma 07 Janoary 2025 ny FOFIFA izay notarihin’ny Tale Jeneraly Pr Jean Michel LEONG POCK TSY .

🌲🌾𝐅𝐚𝐦𝐛𝐨𝐥𝐞𝐧𝐤𝐚𝐳𝐨 MINAE 2025: 𝐀𝐧𝐭𝐨𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐓𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨 𝐈𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐕𝐨𝐚𝐚𝐫𝐨.
犀利士
fbcdn犀利士
.net/images/emoji.php/v9/t69/1/16/1f331.png » alt= »🌱 » width= »16″ height= »16″>Zanakazo miisa 3500 tamin’ny velaran-tany 8Ha. Hazo fihinam-boa, Acacia, Kininina, izay mikajy ny nofon-tany ary mitazona ny hamandoana.

𝑯𝒂𝒎𝒂𝒇𝒊𝒔𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂-𝒎𝒂𝒔𝒐 𝒔𝒚 𝒇𝒊𝒌𝒐𝒋𝒂𝒌𝒐𝒋𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒃𝒂 𝒉𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒗𝒐𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂, 𝒉𝒐𝒚 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒕𝒓𝒂, 𝑯𝑨𝑱𝑨𝑹𝑰𝑺𝑶𝑵 𝑭𝒓𝒂𝒏𝒄̧𝒐𝒊𝒔 𝑺𝒆𝒓𝒈𝒊𝒐.

« 𝐄𝐧𝐬𝐞𝐦𝐛𝐥𝐞, 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐟𝐨𝐫𝐦𝐨𝐧𝐬 𝐥𝐞 𝐬𝐞𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐚𝐠𝐫𝐢𝐜𝐨𝐥𝐞 »

Rédigé par

FOFIFA CENRADERU

Centre National de Recherche pour le Développement Rural à Madagascar