MESupReS : 7 nouveaux Directeurs de Recherche, 10 Directeurs de Recherche Associés

Mpikaroka miisa 7 no nampiakarina amin’ny laharana maha Talem-pikarohana, 10 kosa amin’ny laharana Talem-pikarohana miara-miasa, araka ny didim-panjakana navokan’ny filan-ke高仿普拉達
vitry ny必利勁
Minisitra.

Noraisina tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny Séquoia Ivandry izy ireo . Nitondra ny teny fiarahabana ho azy ireo avy amin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr ASSOUMACOU Elia Béatrice nandritra ny lanonana ny Sekretera Jeneraly, Pr SALAVA Julien.

Araka ny fantatra ihany koa dia nivoaka tamin’ny filan-kevitry Governema高仿香奈兒
nta ny 29 novambra 2023 ny fampitoviana lenta ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra amin’ny fisalorana “toges universitaires”.

Hita taratra fa mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Ministera amin’ny fanandratana ny hasin’ny fampianarana sy ny fikarohana.

FOFIFA CENRADERU

Centre National de Recherche Agricole

Vous pourriez aimer aussi...