๐๐จ๐ค๐-๐ฉ๐ข๐ค๐๐ซ๐จ๐ก๐๐ง๐ : ๐๐๐๐๐โ๐๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐ฆ โ๐ด๐๐ข๐๐๐๐๐๐โ ๐๐ก๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฃ๐ฆ ๐๐ ๐๐๐๐’๐๐ฆ ๐น๐๐น๐ผ๐น๐ด (source MESupRES)
Tonga nitsidika ny Foibem-pikarohana momba ny Fambolena sy ny Fiompiana Ampiharina ho Fampandrosoana ny eny Ambanivohitra (FOFIFA) eny Ampandrianomby ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa notronin’ny Minisitry ny Jono sy ny Toe-karena Manga, ny 22 martsa 2024.
Ny voka-pikarohana momba ny ยซย Aquaponieย ยป izay fikarohana manambatra ny ยซย Hydroponieย ยป sy ny ยซย Aquacultureย ยป no isany nojerena manokana nandritra ny fitsidihana. Izany dia miompana aminโny fomba iray fiompiana trondro sy fambolena legioma miaraka amin’ny fotoana iray ihany, tsy mampiasa velarantany lehibe kanefa azahoana vokatra maro. Mpikaroka avy ao aminโny FOFIFA, izay Ivon-toeram-pikarohana eo ambany fiahianโny Ministeranโny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohan็ๅฉๅฃซ
a Ara-tsiansa, no nametraka izany voalohany eto Madagasikara.
a Ara-tsiansa, no nametraka izany voalohany eto Madagasikara.
Efa maro ireo voka-pikarohana mipร ka mivantana amin’ny vahoaka izay anisany fanamby lehibe tanterahin’ny Ministera, mifanaraka aminโny Politika Ankapoben’ny Fanjakana. Nanamafy Andriamatoa Minisitra fa miankina amin’ny mpikaroka ny fampandrosoana ary ny Ministera dia manao ezaka lehibe amin’ny fampahafantarana ireo voka-pikarohana rehetra mba hitondra fampandrosoana ho an’ny firenena.