NAMANGY NY TOBIM-PIKAROHAM-PARITRY NY FOFIFA TOLIARY NY TALE JENERALY
Namangy ny tobim-pikarohan’ny faritra Atsimo Andrefana an’ny FOFIFA ao Toliary ny Tale Jeneraly, Dr RAZAFINDRAKOTO Fanoina Ny Riana sy ireo delegasiona niaraka taminy ny zoma 07 Jona teo.
Tamin’izany no niezahany namantatra ireo zava-misy ifotony momba io tobim-pikaroham-paritra io, na ny mahakasika ireo fotodrafitrasa na ny mahakasika ireo犀利士
mpiasa ao an-toerana. Voaresaka tamin’izany koa ny momba ireo mety hameloma-maso ny CRR Toliary sy ny fijerena sahady izay mety ho fiaraha-miasa amin’ireo mpiara-miombonantoka toa ny Kans壯陽藥
as University avy any Etazonia.