FOFIFA Tour CALA Ambohitsilaozana

NANKALAZAINA TANY AMBATONRAZAKA NY JOBILY VOLAMENAN’NY FOFIFA: Ny 22 sy 23 Aprily no natokan’ny FOFIFA CALA ao Ambohitsilaozana – Ambatondrazaka hankalazàna ny faha-50 Taonan’ny FOFIFA. Diabe namakivaky ny tananan’Ambatondrazaka sy Ambohitsilaozana notohizana tamin’ny hetsika ara-panatajahantena …

𝐅𝐚𝐦𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐥𝐞 𝐉𝐞𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥𝐢𝐧’i FOFIFA

𝐅𝐚𝐦𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐥𝐞 𝐉𝐞𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐨𝐢𝐛𝐞 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐫𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐢𝐡𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 eny 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐅𝐎𝐅𝐈𝐅𝐀/𝐂𝐄𝐍𝐑𝐀𝐃𝐄𝐑𝐔 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐬𝐲 ny Tale Jeneraly 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨. ✅Araka ny tapaka nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra ny 17 aprily 2024 dia voatendry …

Colloque Scientifique 50ème

Colloque Scientifique 50è Anniversaire FOFIFA 29, 30 et 31 Octobre 2024 à Antananarivo Madagascar PREMIER APPEL A COMMUNICATION : “Regards croisés sur la recherche agricole d’hier, aujourd’hui et demain pour le développement durable de Madagascar” …

𝑉𝑜ka-pikarohana momba ny fiompiana trondro : “𝐴𝑞𝑢𝑎𝑝𝑜𝑛𝑖𝑒”

𝐕𝐨𝐤𝐚-𝐩𝐢𝐤𝐚𝐫𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 : 𝑉𝑜𝑎𝑙𝑜ℎ𝑎𝑛𝑦 𝑛𝑎𝑚𝑒𝑡𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑛𝑦 “𝐴𝑞𝑢𝑎𝑝𝑜𝑛𝑖𝑒” 𝑒𝑡𝑜 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎 𝑛𝑦 𝑚𝑝𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜𝑘𝑎 𝑎𝑣𝑦 𝑎𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑂𝐹𝐼𝐹𝐴 (source MESupRES)   Tonga nitsidika ny Foibem-pikarohana momba ny Fambolena sy ny Fiompiana Ampiharina ho Fampandrosoana ny eny Ambanivohitra (FOFIFA) eny …