𝐕𝐨𝐤𝐚-𝐩𝐢𝐤𝐚𝐫𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 : 𝑉𝑜𝑎𝑙𝑜ℎ𝑎𝑛𝑦 𝑛𝑎𝑚𝑒𝑡𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑛𝑦 “𝐴𝑞𝑢𝑎𝑝𝑜𝑛𝑖𝑒” 𝑒𝑡𝑜 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎 𝑛𝑦 𝑚𝑝𝑖𝑘𝑎𝑟𝑜𝑘𝑎 𝑎𝑣𝑦 𝑎𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑂𝐹𝐼𝐹𝐴 (source MESupRES)
犀利士
s= »xdj266r x11i5rnm xat24cr x1mh8g0r x1vvkbs x126k92a »>
Tonga nitsidika ny Foibem-pikarohana momba ny Fambolena sy ny Fiompiana Ampiharina ho Fampandroso犀利士
ana ny eny Ambanivohitra (FOFIFA) eny Ampandrianomby ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa notronin’ny Minisitry ny Jono sy ny Toe-karena Manga, ny 22 martsa 2024.
s= »xdj266r x11i5rnm xat24cr x1mh8g0r x1vvkbs x126k92a »>
ana ny eny Ambanivohitra (FOFIFA) eny Ampandrianomby ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa notronin’ny Minisitry ny Jono sy ny Toe-karena Manga, ny 22 martsa 2024.
» sy ny « Aquaculture » no isany nojerena manokana nandritra ny fitsidihana. Izany dia miompana amin’ny fomba iray fiompiana trondro sy fambolena legioma miaraka amin’ny fotoana iray ihany, tsy mampiasa velarantany lehibe kanefa azahoana vokatra maro. Mpikaroka avy ao amin’ny FOFIFA, izay Ivon-toeram-pikarohana eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, no nametraka izany voalohany eto Madagasikara.






