Nandray anjara mavitrika ny FOFIFA notarihin’ny Pr. LEONG POCK TSY Jean Michel, tale jeneralin’ny FOFIFA, ny talen’ny fitantanana eo amin’ny fandrarahana sy ara-bola, Andriamatoa ANDRIAMAHERIARISOA Lazahasina Jocelyn,sy ireo mpiasan’ny FOFIFA izay tonga marobe nanohina ny antso.
๐ณยซ ๐ต๐ ๐จ๐๐, ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐น๐๐๐ ๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐ ยป๐งโกโNotanterahina ny 14 Febroary 2025 tao aminโny Fokontany Ampangabe, Kaominina ambanivohitra Ambalavao, ny hetsika fambolen-kazo 2025, notarihin-dRamatoa Minisitra, Pr CHAMINAH Loulla
โZanakazo miisa 6 000 no novolena taminโny velaran-tany 04 Ha, vokatry ny fiaraha-mientanโny mpiara-miasa rehetra. Karazan-kazo 13 isa no nofantenana : ๐ด๐๐๐๐๐ ๐ด๐ข๐๐๐๐ข๐๐๐๐๐๐๐๐ , ๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ก๐, ๐ถ๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐ข๐๐ ๐ก๐๐ข๐, ๐ท๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ , ๐ท๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ ๐, ๐ธ๐ข๐๐๐๐ฆ๐๐ก๐ข๐ ๐๐๐๐๐๐๐ , ๐น๐๐๐ฅ๐๐๐ข๐ , ๐บ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐, ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐ก๐๐๐ฆ๐ , ๐๐๐๐๐๐ก๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ข๐ ary ny ๐๐๐๐ฬ๐๐.
โIreo zanakazo ireo dia novokarina sy nofantenana avy ao aminโny Ivon-toeram-pikarohana Nasionaly momba ny Tontolo Iainana (CNRE), Ivon-toeram-pikarohana eo ambany fiahianโny Ministera. Nojerena sy nodinihina manokana izy ireo mba hifanaraka aminโny toetrโandro sy ny tontolo voajanahary eto Madagasikara.
โ Napetraka ihany koa ny rafitra fanaraha-maso aorianโny fambolena, izay iarahana aminโny Ministeranโny Tontolo Iainana sy Fampandrosoana Lovainjafy (MEDD) mba hiantohana ny fitombon’ireo hazo sy hanatsarana ny vokatra aminโny taona ho avy.