Notanterahina ny 07 janoary 2026 tao amin’ny CERSAE/ Direction Générale FOFIFA Ampandrianomby ny fiarahabana ireo mpitantana eo anivon’ny FOFIFA noho ny fahatongavan’ny taona vaovao 2026.

– Ny tale jeneraly Pr. LEONG POCK TSY Jean Michel
– Ny tale ara-tsians犀利士
a, Pr. RASOAFALIMANANA Mbol壯陽藥
arinosy
– Ny tale ara-pitantanana Atoa ​LAZAHASINA ANDRIAMAHERIARISO犀利士
A Jocelyn
– Ny talen’ny fananana Atoa MAHERY Zo Salomon Rafah
– Ny mpitantam-bola-panjakana Rtoa RASOLOMALALA Honorine

Tonga nanatrika 壯陽藥
izany ireo mpiara-miasa maro eto Antananarivo sy ireo avy any amin’ny faritra.
Nisy ny fandraisam-pitenenana nataon’ny tale jeneraly, ny talen’ny fitantanana, ary ny solotenan’ny mpiasa,

Rédigé par

FOFIFA CENRADERU

Centre National de Recherche pour le Développement Rural à Madagascar