Fambolen-kazo : Station FOFIFA  Andranovaky – Mahitsy

Tanteraka ny zoma 12 martsa 2021 teny Andranovaky – Mahitsy ny fambolen-kazo notanterahin’ny FOFIFA, izay notarihin’ny Tale Jeneraly Pr. RAZAFINJARA Lala Aimé, ny  Tale siantifika Dr. RAKOTOARISOA Jacqueline, ny Tale aram-pitananana sy  ny vola  Atoa  Lazahasina Jocelyn ANDRIAMAHERIARISOA, ireo  Lehiben’ny Departemanta 6.

Zanakazo 1.000 fototra no voavoly tamin’izany. Isaorana ireo rehetra nandray anjara.

Santionan’ireo sary fanehoana ny fambolen-kazo :

Kabary fanombohana

[unitegallery fambolenkazofff]

Lasa ary zao 

[unitegallery fambolenkazo2]

Fiarahana maka sary

[unitegallery fambolenkazo4]

Sary fahatsiarovana

[unitegallery fambolenkazo3]